Description :
(paroles Michael SIATOTHRO Nantes le 10/07/93) (Musique et Arrangements Bob COSTALAT Nantes 10/06/90) son : Eric Attimont Azao Adinonaô Marobè Ny raha Manjo Maro Ny Zava Mandalo Maro Ny [...]
Description :
(paroles Michael SIATOTHRO Nantes le 10/07/93)
(Musique et Arrangements Bob COSTALAT Nantes 10/06/90)
son : Eric Attimont
Azao Adinonaô
Marobè Ny raha Manjo
Maro Ny Zava Mandalo
Maro Ny Zavatra Hita
Maro Bè Ny Zavatra Vita
Matsiaro Aho Tè-Hody
Efa Telo Polo Taona Izay
Matsiaro Aho Tè-Hody
Hody Any Gasikara
Gasikara Maminay (bis)
Gasikara Aiza Lanao
Gasikara Maminay
Na Dia Lavitra Any
Any Havako Izay è
Azao Adinonaô
Tanindrazan'ny Dadabè
Na Ho Ela Na Tsia
Mbola Ho Avy Ny Andro
Maty An-Tanindrazana
Tanindrazan'Ny Dadabè
****cadence*****malagasy
Ni Tady Aho Te-Hiverna
Ka Tavela Aty An Dafy
Ni Tady Aho Tsy Ho Ela
Gasikara Maminay
Ni Tady Aho Te-Hiverna
Ka Tavela Aty An Dafy
Ni Tady Aho Tsy Ho Ela
Efa E...........la Ela Loatra Izayè (2-Roa)
****accordéon malagasy**********
Ni Tady Aho Te-Hiverna
Ka Tavela Aty An Dafy
Ni Tady Aho Tsy Ho Ela
Gasikara Maminay
Ni Tady Aho Te-Hiverna
Ka Tavela Aty An Dafy
Ni Tady Aho Tsy Ho Ela
Efa E...........la Ela Loatra Izayè (4-Efatra)
Vidéo ajoutée le : 24-04-2009 10:51:31
Catégories :
Musique
Mots-clés :
malagasy
menabe
madagascar
ethnique
wordmusic
salegy
malgache
veloma
france
dafy
betsiboka
antsohy
majunga
baobab
gasikara
maminay
Langue : Afrikaans
Lieu de tournage :
France / 44100
Adresse de la vidéo : http://videos.tomsguide.com/video/iLyROoafJtTV.html
Ajouter cette vidéo sur votre blog ou site web (Copiez/collez le texte HTML ci-dessous) :